preloader

Izaho dia Jean Lucien Randrianantenaina

Momba ahy

Salama, misaotra anao nitsidika ny tranokalako. Raha manana fanontaniana ianao, aza misalasala mifandray amiko amin’ny LinkedIn, na amin’ny mailaka!

Sintomy ny CV-ko
Sary momba ahy

Fanofanana

  • Master amin’ny Fianarana Milina sy Faharanitan-tsaina Artifisialy

    Oniversiten’i Stellenbosch, Afrika Atsimo | Janoary 2024 - Desambra 2024
  • Master amin’ny Matematika sy Fampiharana

    Fakiolten’ny Siansa, Oniversiten’i Fianarantsoa Madagasikara | Jona 2019 - Janoary 2024
  • Master amin’ny Siansa Matematika

    Institut Afrikanina momba ny Siansa Matematika, Kamerona | Septambra 2022 - Jona 2023
  • Lisansa amin’ny Matematika sy Fampiharana

    Fakiolten’ny Siansa, Oniversiten’i Fianarantsoa Madagasikara | Novambra 2015 - Aprily 2019
  • Bakalorea

    Lisea Teknika Fianarantsoa | 2015

Famoahana sy Fizarana

Florian Luca sy Jean Lucien Randrianantenaina, Tsy Misy Isa Carmichael amin'ny Endrika \(2^np^2+1\) miaraka amin'ny \(p\) isa tsimivaky, INTEGER, Boky 23 (2023)

Teôrema farany an'i Fermat, miaraka amin'ny \(n=4\). Naseho tamin’ireo mpianatra AIMS Cameroun, 2023

My Projects

N-Gram LMs and BPE

From-scratch implementation with Python of a character-level trigram language model for language identification and Byte-Pair Encoding for language similarity analysis.

Jereo ao amin'ny GitHub

Mk-Forum

Creation of a forum dedicated to Mathematics with HTML, CSS/Bootstrap, JS for the Front-end and Python3/Django, MySQL for the Back-End.

Jereo ao amin'ny GitHub

FCryptos

Implementation of cryptography methods with Python (Console): Shift cipher, Vinegre cipher, SPN, RSA, and ENIGMA machine.

Jereo ao amin'ny GitHub

Pendu Malagasy

A Malagasy version of the game hangman, built with Python3/TKinter.

Jereo ao amin'ny GitHub

Unbeatable TicTacToe

Tic-Tac-Toe created with HTML, CSS and JavaScript, and features an automated computer player that uses a combination of random placement and min-max algorithm to make each move depending on the chosen level.

Jereo ao amin'ny GitHub

Bellman-Kalaba

A graphical interface for the algorithm of Bellman-Kalaba (shortest-path) made with Python3/TKinter.

Jereo ao amin'ny GitHub

Mifandraisa amiko